Tsy azo antenaina (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))

Tsy azo antenaina izay zavatra ilaina raha toa ka Mbola miaina fa tany karakaina
Ity tany Ity e! Toa tanim-pahoriana sy feno fijaliana sy fangirifiriana
Fanantenana ny fiainana any ankoatra izay tena tsara voatra nomanina ho anao
Raha toa isika handova paradisa nomen'ny Tompo anao.

        Isika mpino, Mba mitandrema hatrany hatrany
Malama maina anie ny tany, Sao tsy ho Tonga an-danitratononkira.serasera.org any.
Raha samy ho faty aleo manao ny tsara ihany
Fa misy fetra ny eto an-tany, miserana mandalo ihany.


Ireo hadalana sy fakom-pahotana atolotr'i satana tsy maintsy hialana,
Ny fahendrena izay voadim-panekena madio toa volamena, izay no fandresena
Io no safidy izay tena sarobidy, sy lala-nofinidy handraisan-tsika ré!
Ilay famonjena natolotra,Nomena Ireo olo-marobe.

A/C: RAKOTOARILALA Nest Herry-Lys
Keys: Fa

Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)
Mpamaky : 118
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miharymamy8
Tamin'ny : 14/06/2022 19:15:17
ID : 14305

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo