Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Hatsaranao (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Fa nasandratry ny hatanorana
Tena sahy sy natoky tena
Dia nahay sy zswizmkw nanam-pahalalana
Nihevitra ho tononkira.serasera.org feno fahendrena
Toa niaina sy sondriana
(Toa lasa sondriana, tsisy anao)
Tojo rahom-pahoriana vao nahatsiaro fa hay mila Anao
(Tojo fahoriana mila Anao)
Ref
Solo
Lavo aho natsanganao
Babo aho fa navotanao
Novahanao ny fatorako
sxmbdqhw Ka nafahanao Jesoa oh
Choeur
Lavo aho fa natsanganao
Babo aho fa navotanao
Nivaha ny fatorako
Ka afaka aho Jesoa oh
2/
Dia nitady izay nahatsara
Ny fiainana mba ho tafita
Tsy nahafantatra izay voarara
Fa nandramana avy izay hita
Mafy loatra ny haratsiana resy tosika ireo fanao ratsy
(Mafy ny haratsiana ka natao)
Fanerena tsy hay idifiana tonga adim-panahy wwdvfzfm tena mafy
(Tsy hay idifiana ady mafy)
Tompo oh tsy mendrika aho
Ny hanonona ny Anaranao
Fa navelanao aho ka nantsoinao
Mba hitoetra eo akaikinao
(Tompo oh tsy mendrika aho)
Noho ireo fahotana natao
Rasinao aho ka nofidinao
Ho mpitory NY HATSARANAO
Fa nasandratry ny hatanorana
Tena sahy sy natoky tena
Dia nahay sy zswizmkw nanam-pahalalana
Nihevitra ho tononkira.serasera.org feno fahendrena
Toa niaina sy sondriana
(Toa lasa sondriana, tsisy anao)
Tojo rahom-pahoriana vao nahatsiaro fa hay mila Anao
(Tojo fahoriana mila Anao)
Ref
Solo
Lavo aho natsanganao
Babo aho fa navotanao
Novahanao ny fatorako
sxmbdqhw Ka nafahanao Jesoa oh
Choeur
Lavo aho fa natsanganao
Babo aho fa navotanao
Nivaha ny fatorako
Ka afaka aho Jesoa oh
2/
Dia nitady izay nahatsara
Ny fiainana mba ho tafita
Tsy nahafantatra izay voarara
Fa nandramana avy izay hita
Mafy loatra ny haratsiana resy tosika ireo fanao ratsy
(Mafy ny haratsiana ka natao)
Fanerena tsy hay idifiana tonga adim-panahy wwdvfzfm tena mafy
(Tsy hay idifiana ady mafy)
Tompo oh tsy mendrika aho
Ny hanonona ny Anaranao
Fa navelanao aho ka nantsoinao
Mba hitoetra eo akaikinao
(Tompo oh tsy mendrika aho)
Noho ireo fahotana natao
Rasinao aho ka nofidinao
Ho mpitory NY HATSARANAO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 140
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 09/08/2026 14:30
