Ny Hatsaranao (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
puvbx 1/
Fa nasandratry ny hatanorana
Tena sahy sy natoky tena
Dia nahay sy nanam-pahalalana
Nihevitra ho feno fahendrena

Toa niaina sy sondriana
(Toa lasa sondriana, tsisy anao)
Tojo rahom-pahoriana vao nahatsiaro ncumtvja fa hay mila Anao
(Tojo fahoriana mila Anao)

Ref
Solo
     Lavo aho natsanganao
     Babo aho fa navotanao
     Novahanao ny fatorako
     Ka nafahanao Jesoa oh

Choeur
     Lavo vasxfma aho fa natsanganao
     Babo aho fa navotanao
     Nivaha ny fatorako
     Ka afaka aho Jesoa oh

2/
Dia nitady izay nahatsara
Ny fiainana mba ho tafita
Tsy nahafantatra izay voarara
Fa nandramana avy izay hita

Mafy loatra ny haratsiana resy tosika ireo fanao ratsy
(Mafy ny haratsiana ka natao)
Fanerena tsy hay idifiana tonga adim-panahy tena mafy
(Tsy hay idifiana ady mafy)

Tompo oh tsy mendrika aho
Ny hanonona ny Anaranao
Fa tononkira.serasera.org navelanao aho ka nantsoinao
Mba hitoetra eo akaikinao
(Tompo oh tsy mendrika aho)
Noho ireo fahotana natao
Rasinao aho ka nofidinao
Ho mpitory NY HATSARANAO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMF Androndra Fahasoavana
Visites : 24
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 09/08/2026 14:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385