Inona re? (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa sitrakao ry Tompo no hivelomanay ety
Tsy ny sitraponao anefa no nataonay fa satria
Varinan-drendrarendra tsy nandala ortn ireo didinao
Ka nitoky tamin'izany izay mandalo foana acexbgl ihany
Ref: Inona re, no havalinao?
itomany ve? sa hitalaho?
Tomany ve, havonjy anao?
fibebahana no anjaranao
2) Izahay no nania kanefa Ianao ry Tompo tia
No nivesatra ny mafy, nangirifiry sy nihafy
Safo-kenatra izahay fa Ianao indray ry Tompo o
No nitondra ny mangidy sy mafaitra noho ny helokay
3) Fantatray ry Tompo o, fa misy fiainam-baovao
Izay mazana anefa mbola miodina Aminao
Fantatray koa fa ny nofo dia voninkazo tononkira.serasera.org ihany
Mbola hihintsana sy hiofo
Nefa mba te liyvyzo handova izany
Razanaparany Bruno mivady

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 37
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 25/10/2026 07:34