Inona re? (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) kwzlbse Efa sitrakao ry Tompo no hivelomanay ety
Tsy ny sitraponao anefa no nataonay qdbodl fa satria
Varinan-drendrarendra tsy nandala ireo didinao
Ka nitoky tamin'izany izay mandalo foana ihany

Ref: Inona re, no havalinao?
itomany ve? sa hitalaho?
Tomany ve, tononkira.serasera.org havonjy anao?
fibebahana no anjaranao

2) Izahay no nania kanefa Ianao ry Tompo tia
No nivesatra ny qwtqm mafy, nangirifiry sy nihafy
Safo-kenatra izahay fa Ianao indray ry Tompo o
No nitondra ny mangidy sy mafaitra noho ny helokay

3) Fantatray ry Tompo o, fa misy fiainam-baovao
Izay mazana anefa mbola miodina Aminao
Fantatray koa fa ny nofo dia voninkazo ihany
Mbola hihintsana sy hiofo
Nefa mba te handova izany

Razanaparany Bruno mivady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMF Androndra Fahasoavana
Visites : 35
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 25/10/2026 07:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715