TSY MISY TOA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy asoloko Anao Jesoa
Satria isan’andro aho Hasianao soa
Tsy misy zwrmf ataoko mihoatra tononkira.serasera.org noho Ianao
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao
Ho afaka aho ankehitriny
Nodiovinao tsy toy ny fahiny
Ireo fahotako izay mangeja ahy
dia nentiko teo aminao ka voavaha
Tsy misy ataoko mahasakana
ny fiarahako aminao tfdfzzr ry Ray mpitahy
ny tana-maherinao no momba ahy
ka miaro tamin’ireo fakampanahy
ireo fitsapan’izay atolotrao
nampianatra ahy hiorin’Aminao
na ratsy mzygum na soa tsy misy ahiko re
ekeko satria fitondrana lehibe
Tonony sy feony : Iharinirina
Satria isan’andro aho Hasianao soa
Tsy misy zwrmf ataoko mihoatra tononkira.serasera.org noho Ianao
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao
Ho afaka aho ankehitriny
Nodiovinao tsy toy ny fahiny
Ireo fahotako izay mangeja ahy
dia nentiko teo aminao ka voavaha
Tsy misy ataoko mahasakana
ny fiarahako aminao tfdfzzr ry Ray mpitahy
ny tana-maherinao no momba ahy
ka miaro tamin’ireo fakampanahy
ireo fitsapan’izay atolotrao
nampianatra ahy hiorin’Aminao
na ratsy mzygum na soa tsy misy ahiko re
ekeko satria fitondrana lehibe
Tonony sy feony : Iharinirina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1126
Likes : 1 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51
