Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISY TOA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy asoloko Anao Jesoa
Satria isan’andro aho Hasianao qlxbu soa
Tsy misy ataoko mihoatra noho Ianao
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao
Ho afaka aho ankehitriny
Nodiovinao tsy imhul toy ny fahiny
Ireo fahotako izay mangeja ahy
dia nentiko teo aminao ka voavaha
Tsy misy ataoko pynpobwr mahasakana
ny fiarahako aminao ry Ray mpitahy
ny tana-maherinao no momba ahy
ka miaro tamin’ireo fakampanahy
ireo fitsapan’izay atolotrao
nampianatra tononkira.serasera.org ahy hiorin’Aminao
na ratsy na soa tsy misy ahiko re
ekeko satria fitondrana lehibe
Tonony sy feony : Iharinirina
Satria isan’andro aho Hasianao qlxbu soa
Tsy misy ataoko mihoatra noho Ianao
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao
Ho afaka aho ankehitriny
Nodiovinao tsy imhul toy ny fahiny
Ireo fahotako izay mangeja ahy
dia nentiko teo aminao ka voavaha
Tsy misy ataoko pynpobwr mahasakana
ny fiarahako aminao ry Ray mpitahy
ny tana-maherinao no momba ahy
ka miaro tamin’ireo fakampanahy
ireo fitsapan’izay atolotrao
nampianatra tononkira.serasera.org ahy hiorin’Aminao
na ratsy na soa tsy misy ahiko re
ekeko satria fitondrana lehibe
Tonony sy feony : Iharinirina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1184
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51
