TSY HIHEMOTRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa isika tsy naman’izay mihemotra
Mahareza ry mpino aza ketraka
Ny manompo ny Tompo asa tena sarotra
Tsy liana voninahitra

1-BE ny fitsapana ho anao
Be ny fisedrana tsy maintsy atao
Aza kivy na mihemotr’ianao
Fa ny Tompo tena mila anao

2-Be ny mpanatsatso ny as’atao
Be ireo malaso zay namanao
Mahereza fa ny Tompo homb’anao
N’aiza n’aiza no alehanao

3-zay rehetra atao amin’ny fo
Tsiny no azonao maro tokoa
Matanjaha sy mazotoa ka mivavaha
Ndao hanompo tsy hihemotra


Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1079