Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HIHEMOTRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cuqz Fa isika tsy naman’izay mihemotra
Mahareza ry mpino aza ketraka
Ny manompo ny Tompo asa tena sarotra
Tsy liana voninahitra
1-BE ny fitsapana ho anao
Be ny fisedrana tsy zleuz maintsy atao
Aza kivy na mihemotr’ianao
Fa ny Tompo tena mila anao
2-Be ny mpanatsatso ny as’atao
Be ireo malaso zay vxsrbnw namanao
Mahereza fa ny Tompo homb’anao
N’aiza n’aiza no alehanao
3-zay rehetra atao amin’ny fo
Tsiny no azonao maro tokoa
Matanjaha sy mazotoa ka mivavaha
Ndao hanompo tsy hihemotra
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Rahaingomahefa Pascal
Mahareza ry mpino aza ketraka
Ny manompo ny Tompo asa tena sarotra
Tsy liana voninahitra
1-BE ny fitsapana ho anao
Be ny fisedrana tsy zleuz maintsy atao
Aza kivy na mihemotr’ianao
Fa ny Tompo tena mila anao
2-Be ny mpanatsatso ny as’atao
Be ireo malaso zay vxsrbnw namanao
Mahereza fa ny Tompo homb’anao
N’aiza n’aiza no alehanao
3-zay rehetra atao amin’ny fo
Tsiny no azonao maro tokoa
Matanjaha sy mazotoa ka mivavaha
Ndao hanompo tsy hihemotra
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 749
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35
