TSY HIHEMOTRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa isika tsy naman’izay mihemotra
Mahareza ry mpino aza ketraka
Ny manompo ny Tompo asa tena sarotra
Tsy liana voninahitra
1-BE ny fitsapana ho anao
Be ny fisedrana wgcoeknm tsy maintsy atao
Aza kivy na mihemotr’ianao
Fa ny Tompo tena mila anao
2-Be ny mpanatsatso ny as’atao
Be tononkira.serasera.org ireo malaso zay namanao
Mahereza fa ny Tompo homb’anao
N’aiza n’aiza no alehanao
3-zay rehetra atao drrypect amin’ny fo
Tsiny no azonao maro tokoa
Matanjaha sy mazotoa suoq ka mivavaha
Ndao hanompo tsy hihemotra
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
Mahareza ry mpino aza ketraka
Ny manompo ny Tompo asa tena sarotra
Tsy liana voninahitra
1-BE ny fitsapana ho anao
Be ny fisedrana wgcoeknm tsy maintsy atao
Aza kivy na mihemotr’ianao
Fa ny Tompo tena mila anao
2-Be ny mpanatsatso ny as’atao
Be tononkira.serasera.org ireo malaso zay namanao
Mahereza fa ny Tompo homb’anao
N’aiza n’aiza no alehanao
3-zay rehetra atao drrypect amin’ny fo
Tsiny no azonao maro tokoa
Matanjaha sy mazotoa suoq ka mivavaha
Ndao hanompo tsy hihemotra
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 750
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35
