TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G

Fanahy masina tononkira.serasera.org ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny yehj saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo sy Mpamonjy ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy

Ô ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako

Ô! Ry piuqqks Fanahy masina , avia
Fa sarotra ny wknj fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0952