TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G
Fanahy masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery jfdui ihany
No Tompo sy Mpamonjy tononkira.serasera.org ahy
Ekeko ny ho tia sy xfuli hanompo Azy
Ô ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako
Ô! Ry Fanahy masina , avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo ycwujyv hibebaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)
Fanahy masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery jfdui ihany
No Tompo sy Mpamonjy tononkira.serasera.org ahy
Ekeko ny ho tia sy xfuli hanompo Azy
Ô ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako
Ô! Ry Fanahy masina , avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo ycwujyv hibebaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
