TS'ISY MATEZA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jxkbvs Inona moa no soa azonao raha trofdxxr azonao zao tontolo hqlsy izao
Kanefa very ny ainao sy ny tononkira.serasera.org fanahinao
Ts’isy mateza zao rehetra izao tsisy mateza na zaho na ianao
Tsisy mateza fa mora lo ka ho simba avokoa
Tsisy mateza ny fiainana ety tsisy mateza koa aza mania
Tsisy mateza f’izao atao manaova soa ianao
Tiava ny namanao
Aza miavona
Aza mangalatra
Aza mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1283
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:51