TS'ISY MATEZA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gfeqt Inona moa no soa azonao raha azonao zao tontolo izao
Kanefa very ny ainao sy ny fanahinao
Ts’isy mateza zao rehetra izao tsisy mateza na zaho na ianao
Tsisy mateza fa mora dfkhwrg lo ka ho simba avokoa
Tsisy mateza ny fiainana ety tsisy mateza koa aza alrw mania
Tsisy mateza f’izao tononkira.serasera.org atao manaova soa ianao
Tiava ny namanao
Aza miavona
Aza mangalatra
Aza mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1265
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51