TS'ISY MATEZA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no soa hjpjwgn azonao raha azonao zao tontolo izao
Kanefa very ny ainao sy ny fanahinao
Ts’isy mateza zao ugovle rehetra izao tsisy mateza na zaho tononkira.serasera.org na ianao
Tsisy mateza fa mora lo ka ho kqvuf simba avokoa
Tsisy mateza ny fiainana ety tsisy mateza koa aza mania
Tsisy mateza f’izao atao manaova soa ianao
Tiava ny namanao
Aza miavona
Aza mangalatra
Aza mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51