TENA IRAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/tena-iray

ISIKA NA DIA MARO AZA
DIA TENA IRAY IHANY
AO AMIN I KRISTY
ARY SAMY MIARA MOMBA
NY TENA
ISIKA REHETRA

1.Dia ho sanatria ve
ka ny loha mianavaratra
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana mianatsimo
an an an
sanatria dia sanatria ny tongotra miantsinana
na ny kibonao no miaTsiky dia ampynkandrefana

2.Dia ho sanatria ve ka ny loha no mandeha
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana no mihaino
an an an
sanatria dia sanatria
ny tongotra no mandray
na ny kibonao no mieritreritra

SAMY MANAO NY ASANY
SAMY MAMPIASA NY TALENTANY
FA TENA IRAY NO NIANTSONA ANTSIKA
HO AMIN NY ASA FANOMPOANA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 501
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 10/03/2015 10:06:14
ID : 7268

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo