HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re ny tahotro
Kristy re no santatra Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia ho foana tsotr’izao ny finoana anananao
Ifalio tononkira.serasera.org ny ztyw famonjena velona ny Tompo
Velona ny lcbgpe Tompo zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo izao
Mihira ry mino ô ôh
Tonony sy cqbjkl feony : Rahaingonjanahary Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1073
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:16