FIARAN 'I JESO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha toa ka I Jesoa no tena sôfera Amin’ny fiainanao
Dia izy no mitondra sy mintantana ary miaro anao
Ny làlana aleha efa voasoritra zay sitrapon’ny Ray
Ny fiaran’I Jeso tsy misy accident ka tsy mba mampanahy

Ny carrosserie dia ny fiangonana
Ka ny motera dia ny vavaka
Ny carburant lay rà tao kalvary
Kilakisôna dia ny finoana
Izay lay fiaran’I Jesoa

2-Raha mbola ianao no mpanamory ny fiainanao ety
Dia aza gaga ianao raha any ankady no mianjera mikodia
Fa avelao Jesoa handray ny Volant dia ho azo antoka
Ny fiadanana ho bon voyage ianao mankany an-danitra

Ny porte baggage dia ny hazo fijaliana
Ary ny jiro dia ny baiboly
Fa ny pneu lay fanahy masina
Ka ny fo madio no saran dàlana
Zay lay fiaran’I Jeso


Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/fiaran-i-jeso-1
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0654