FIARAN 'I JESO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha toa ka I Jesoa no tena sôfera Amin’ny fiainanao
Dia izy no mitondra sy mintantana ary miaro anao
Ny làlana aleha efa voasoritra zay sitrapon’ny Ray
Ny fiaran’I Jeso tsy misy accident ka tsy mba mampanahy
Ny carrosserie dia ny fiangonana
Ka ny motera dia ny vavaka
Ny carburant vaxh tononkira.serasera.org lay rà tao kalvary
Kilakisôna dia ny finoana
Izay lay fiaran’I Jesoa
2-Raha mbola ianao no mpanamory ny fiainanao ety
Dia aza gaga ianao raha any ankady no mianjera mikodia
Fa avelao weisvz Jesoa handray ny Volant dia ho azo antoka
Ny fiadanana ho bon voyage ianao mankany an-danitra
Ny porte baggage dia ny hazo fijaliana
Ary ny dzoum jiro dia ny baiboly
Fa ny pneu lay fanahy masina
Ka ny fo madio no saran dàlana
Zay lay fiaran’I Jeso
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51