FIARAN 'I JESO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha toa ka I Jesoa no tena sôfera Amin’ny zrss fiainanao
Dia izy no mitondra sy mintantana ary miaro anao
Ny làlana aleha efa voasoritra zay sitrapon’ny Ray
Ny fiaran’I Jeso tsy misy accident tononkira.serasera.org ka tsy rjlhfonn mba mampanahy
Ny carrosserie dia ny fiangonana
Ka ny motera dia ny vavaka
Ny carburant lay rà tao kalvary
Kilakisôna gitb dia ny finoana
Izay lay fiaran’I Jesoa
2-Raha mbola ianao no mpanamory ny fiainanao ety
Dia aza gaga ianao raha any ankady no mianjera mikodia
Fa avelao Jesoa handray ny Volant dia ho azo antoka
Ny fiadanana ho bon voyage ianao mankany an-danitra
Ny porte baggage dia ny hazo fijaliana
Ary ny jiro dia ny baiboly
Fa ny pneu lay fanahy masina
Ka ny fo madio no saran dàlana
Zay lay fiaran’I Jeso
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1177
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:51