FENO TOKY NY FANAHY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao
Eo tsy misy mampanahy fa Hianao dia tsy mandao
2-Tsy mba diso zavatsoa izay mikamban’aminao
Tena tretri’avokoa reo izay arovanao
3- Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy bjywfgul miady uqqkw irery raha Ianao no umizx aminay
4-Tompo tsara ô vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao
5-Raisonao ny saotra dera entinay manompo Anao
Ka ny vavakay sy hira ndray ankinina aminao
Inona tononkira.serasera.org no mampahory raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao
Tonony sy feony : Paul RAMILISAONA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 3740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17