FANOMEZANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Izao tontolo izao , no tian’i Jehovah Ray
Nomeny ny zanany, lahitokana
Mba tsy ho very , izay mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay (3)
Mandrakizay eo akaikin’ny Ray, any an-danitra
Ho anao mpaniry, ny hiova fo
Ho anao izay lavon’ireo fakam-panahy
Ho anao mitady , fiadanana
Nefa tsy mahita ‘zay fahasambarana ô!
Raiso ny Tompo raha sitrakao, fa fanomezana ho anao
:,: fa fanomezana ho anao
Fa fanomezana ho anao
Raiso ny Tompo raha sitrakao, fa fanomezana ho anao
Maimaimpoana isan’andro izao, afaka hanitsy ny làlanao,
Fa fanomezana ho yncsjp anao
Ho anoa misedra, fitsapana
Vokatry ny ady, tononkira.serasera.org adim-piainana
Ho anoa mijaly sy solafaka
Ho anao mamaky, ny alo-pahafatesana
Raiso ny Tompo raha sitrakao
Fa fanomezana ho anao
Raha kristianina ianao, aza manda fanomezana
F’izay mandà dia ho very, very amin’ny andro farany
Fa fanomezana ho anao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa wqhdwedh zsjy Pascal
(20/10/95)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 02/05/2019 15:24