Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANOMEZANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Izao tontolo izao , no tian’i Jehovah Ray
Nomeny ny boyyyj zanany, lahitokana
Mba tsy ho very , izay mino Azy
Fa hanana rocifwvr fiainana mandrakizay (3)
Mandrakizay eo akaikin’ny Ray, any an-danitra
Ho anao mpaniry, ny hiova fo
Ho anao izay lavon’ireo fakam-panahy
Ho anao mitady , fiadanana
Nefa tsy mahita ‘zay fahasambarana ô!
Raiso ny Tompo raha sitrakao, fa fanomezana ho anao
:,: fa fanomezana ho anao
Fa fanomezana ho anao
Raiso ny Tompo raha sitrakao, fa fanomezana ho anao
Maimaimpoana isan’andro izao, afaka hanitsy ny làlanao,
Fa fanomezana ho anao
Ho anoa tononkira.serasera.org misedra, fitsapana
Vokatry ny ady, adim-piainana
Ho anoa mijaly sy solafaka
Ho anao mamaky, ny alo-pahafatesana
Raiso ny Tompo raha sitrakao
Fa fanomezana ho anao
Raha jdhi kristianina ianao, aza manda fanomezana
F’izay mandà dia ho very, very amin’ny andro farany
Fa fanomezana ho anao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(20/10/95)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1502
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 02/05/2019 15:24