FANJAKAN’NY LANITRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia FTsy izay rehetra, manao oe Tompo
Ho hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra
Tsy izay rehetra, miseho mpanompo
F’izay manao ny sitrak’Andriamanitra
Ireo mpanompo ny vola sy harena
Ho sarotra vao ho tafiditra ao
Reo mpanambaka ny osa sy malemy
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Reo mpiavonavona mpanakarena
Tsy hanan-toerana any an-danitra
Reo mpanakora sy mpanandra-tena
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Tononoy sy feony : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe (12/02/88)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 02/05/2019 11:29