Tso-drano (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-ny-fahazavana/tso-drano

Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
Ka hamindra fo aminao
Ny fiainanao rehetra anie
hofenoinyTsiky dia ampy FITIAVANA

NY FAHASOAVANY ANIE
AROTSANY AMINAO
NY FIADANANY ANIE
ATOBANY HO ANAO
Ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie JEHOVAH
na mivoaka ianao na miditra
HOTAHIANY HATRANY....
A-A-men....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 683
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 03/01/2015 17:30:10
ID : 7025

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo