Tso-drano (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
Ka hamindra fo aminao
Ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny FITIAVANA

NY oqyzct FAHASOAVANY ANIE
AROTSANY AMINAO
NY FIADANANY ANIE
ATOBANY HO ANAO
Ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao xlivh anie JEHOVAH
na mivoaka itvgwqn tononkira.serasera.org ianao na miditra
HOTAHIANY HATRANY....
A-A-men....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 1613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ericsmiler1
Date : 03/01/2015 18:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298