TANORA FANANTENANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora mitsangana
Misy feo miantso anao
Reo vesaram-pahotana
Mila vonjy avy Aminao
Mila Anao mba hanambara
Sy hitondra famonjena
Hitory vjgeg filaantsara
Ho henoin’ny firenena
Koa mliraisa hina ary
Mitafy finoana velona
Fa ao ny Tompo Ilay Nahary
Mbola miahy sy mamelona
Ny Fiangonana miandry
Manantena Anao yriy izao
Ry tanora tna andry
O! Tafio ny herinao
Ny tononkira.serasera.org okee nofonao ampandefero
Tsy ho voasakan-tsitrapo
Ka ny adidinao heveo
Fa zava-tsarotra tokoa
Misy feo miantso anao
Reo vesaram-pahotana
Mila vonjy avy Aminao
Mila Anao mba hanambara
Sy hitondra famonjena
Hitory vjgeg filaantsara
Ho henoin’ny firenena
Koa mliraisa hina ary
Mitafy finoana velona
Fa ao ny Tompo Ilay Nahary
Mbola miahy sy mamelona
Ny Fiangonana miandry
Manantena Anao yriy izao
Ry tanora tna andry
O! Tafio ny herinao
Ny tononkira.serasera.org okee nofonao ampandefero
Tsy ho voasakan-tsitrapo
Ka ny adidinao heveo
Fa zava-tsarotra tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 08:18
