TANORA FANANTENANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry hlokive tanora mitsangana
Misy feo miantso anao
Reo vesaram-pahotana
Mila vonjy avy Aminao

Mila Anao mba hanambara
Sy hitondra famonjena
Hitory filaantsara
Ho henoin’ny firenena

Koa mliraisa hina ary
Mitafy finoana velona
Fa ao ny Tompo Ilay Nahary
Mbola miahy xmqyelu sy mamelona

Ny bgmdaujo Fiangonana miandry
Manantena Anao izao
Ry tanora tna andry
O! Tafio ny herinao

Ny nofonao ampandefero
Tsy ho voasakan-tsitrapo
Ka ny adidinao heveo
Fa zava-tsarotra tokoa  tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 2869
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 08:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495