TAHIO AHO RY JESOA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesoa mofon’aina
Ankiniko Aminao
Fa xtgfi tsy ao antenaina
Izao fiainana izao
Fiainana mandalo
Sy vonto fahoriana
Ka xhrpvn maro tgro fahavalo
Feno haratsiana
Fa ny devoly tononkira.serasera.org mandehandeha
Mitady harapaka
Tahio aho ry Jesoa
Koa aoreno ho tsara
Izay finoako Anao
Tahio aho ry Jesoa
Ankiniko Aminao
Fa xtgfi tsy ao antenaina
Izao fiainana izao
Fiainana mandalo
Sy vonto fahoriana
Ka xhrpvn maro tgro fahavalo
Feno haratsiana
Fa ny devoly tononkira.serasera.org mandehandeha
Mitady harapaka
Tahio aho ry Jesoa
Koa aoreno ho tsara
Izay finoako Anao
Tahio aho ry Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2595
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 07:52
