AZY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-ny-fahazavana/azy-3

:,: Iza raha fantatrao, Zao ambarako izao:,:
Izy no Ilay mahery, Nanavotra antsika very
Mahery, Mahery, Mahery, Mahery
Izy no Ilay Mpanjaka, Fitiavana lalim-paka
Mpanjaka, Mpanjaka, Mpanjaka, Iza ary izany?
Izy no mofonaina, Sakafo mamelona aina
MofonTsiky dia ampyaina, Mofonaina, Mofonaina, ô!ô!
Izy no lay Mahery, Mpanjaka
Izy no mofonaina, Ho antsika
Iza ary izany raha fantatrao?

Azy ny fahefana, Azy ny fahefana
Azy ny fanjakana, an'Azy irery ny fanjakana
Azy ny famonjena, ny famonjena
Nefa izaho, noho ianao
Noho isika rehetra izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 683
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Màrviç
Tamin'ny : 18/08/2017 21:30:13
ID : 9865

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo