ATOLOTRO HO ANAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Atolotro ho Anao
Ny foko ry Tompo
Vonona aho Jesoa
Ho tonga mpanompo

Na tsy mendrika aza
’Ty foko maloto
Sahy aho milazaTsiky dia ampy Jesoa
Hijoro ho mpanompo

Manota aho
Tsy nanao
Izay sitrakao Jesoa
’Zay sitrakao tsy mba natao
Kanefa hoy Ianao
Jesoa
Anaka Atolory Ahy nyfonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 1890
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 19/12/2007 08:23:36
ID : 4938

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo