ATOLOTRO HO ANAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao
Ny foko ry Tompo
Vonona aho wxosy Jesoa
Ho tonga mpanompo

Na tsy mendrika aza
’Ty foko maloto
Sahy aho milaza Jesoa
Hijoro ho mpanompo

Manota ylvmb aho
Tsy nanao
Izay sitrakao Jesoa
’Zay sitrakao lojsr tsy mba natao
Kanefa hoy tononkira.serasera.org Ianao
Jesoa
Anaka Atolory Ahy nyfonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 2998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 08:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0741