Mahatoky (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/mahatoky

Key Bb

1-Andriamanitr'o!  'lay Ray be indrafo
Hianao 'lay Ray mpiahy, mpanadio koa
Fa izahay izao maditra, mafy loha
Mpiodina mpaniratsira ka tsy mankato

Refrain:

Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana
Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana Ianao
Dia homeko ny satroboninahitra
Fiainana maharitra tsy ho levona Mandrakizay
Lay toerana Tsiky dia ampyefa nomaniny ho ahy sy ho anao

2-
Raha jerena tokoa 'zay asan-tananao
Nataonao hafakely izahay izao
Nahazo ny fanahy, aina sy fo vaovao
Napetraka hanjaka amin'izao rehetra izao

Refrain

3-
Hevero ry sakaiza fa ny  Tomponao
Miandry anao hanoina isan'andro izao
Ho mahatoky Azy n'inona atao
Diniho ka tanteraho ny iraka omeny anao

 Refrain

RAZAFIMAHEFA Archid Volasoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 190
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 26/02/2020 20:11:08
ID : 12583

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo