Mitebiteby fatratra (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mitebiteby fatratra, alfvxiq ireo ray sy reninay.
Manahy ny ankohonany
Ka reradrera-tsaina lava izao.
Manao izay fara-heriny, mba hampiadana kokoa.
Ireo zanaka malala 'zay tsy mety afa-po.
Ref: Ianao ry Kristy velona.
Ianao no tsy mba mety sasatra.
Ka jereo sy toneo
tononkira.serasera.org Ireo izay mitebiteby fatratra.
Miatrik'ady tsy amam-pidiny.
Mba hanamaivana lbayarex ny ngidiny.
Dia mba ombay ny elatrao.
2. judpj Mitebiteby fatratra, ireo mpivady vao.
Manahy ny amin'ny ho aviny.
Hamakivaky lalam-baovao.
Hisedra hetraketraka, ao koa ireo fakam-panahy.
Tsy maintsy ifanandrinana ka velona ahiahy.
3. Mitebiteby fatratra, ireo mpianatra indray.
Mialoha ny fanadinany.
Ka tsy milamin-tsaina, mba ombay.
Mitebiteby fatratra ireo mpitondra anay.
Mamory ny vahoakany, mba ho eo am-bala iray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 21/07/2022 23:18