Kalvary (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro tsinjoko eto re.
'lay havoana namonoana.
Sy namaritra ny asanao.
Teto anivon'ota re.
Masina amiko tokoa.
Sy ho hajaiko ato am-poko.
Mba ho mari-panajana.
Hanajako gvpstw Anao Jeso.

2-Indro fa miondrika avokoa.
Ny voahary manontolo.
Mba hanaja ity toerana.
Feno fahanginana.
Sisa re mibitsika.
Mitamberimberina hgugtt eny.
Nampangovitra ny tany.
*Vita re ny asako tety.*
       tononkira.serasera.org  
              vajocsew    R.Jules

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343