VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Vontosy filazantsara
Ny Nosy Madagasikara
Ty Firenen-tsika ty eh
Anjakan'i Kristy
And 1:
Ka juafttre andeha hhnw re hiara-dia Hitory an'i Kristy
Fa mbola maro ireo mania ka sahia eh
Mitsagana mijoroa de torio tononkira.serasera.org Lay teny Soa
Ambararao Ambarao izao
Lay Tomponao
And 2:
Aza menatra ianao Handeha rocr re ambarao
Fa mbola maro ireo tsy mino Aza adino eh
Ka isika rehetra izao iara mientana andao
Hitory Lay teny Soa
Zay mahasoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 1110
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:45