TSY HIHEMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Sakan-dàlana maro be
Hampihemotra antsika ve ?
Sanatria, sanatria
Miaramila efa vita voady
Efa vonona hiatrika ady
Tsy hihemotra ny diha
2/Tebiteby sy ahiahy
Fahoriana fakam-panahy
N'inoninona manjo
Mbola eo ilay Jesosy Zoky
Azo antoka mahatoky
Tsy ejbyyngt ho kivy re ny fo
3/Aoka ianao tsy hataotra
Fa ny tompo Andriamanitra
Mombanao, mombanao
Miaro antsika tononkira.serasera.org ary koa mijery
Mbola vonona ny hampahery
Izy vupjokn re no tsy mandao
Refrin : Fa isika tsy mba naman'izay qoqjl mihemotra
Tsy hihemotra na koa hiverin-dalàna
Ho sasa-poana ireo tsy tia sy ireo mpanenjika ahy
Tsy ho kivy aho satria hotafita ny diha ka hiroso tsy hijanona
Paradida vaovao ao an-danitra ao any re no tena tanjona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:23