TSY HIALA AMINAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro be irumf ireo fisedrana zay miseho amin'ny fiainako
Ka nefa Ianao JESOA Malala de tsy ampitondra izay tsy zakako
Ref: Na inona mihatra eto an-tany na fahoriana eso latsa koa
Ka mahakivy sy mampitomany
De rabov izaho tsy hiala Aminao JESOA
Toa tsapako fa mihazona ahy hatrany ny tananAo ry TOMPO ozhact tsitoha
Ka na manonja tononkira.serasera.org ny fiainana eto an-tany de izaho tsy hiala aminao jesoa
2-Indraindray to mila tsy ho zaka ka tsy hita intsony zay aleha
Soa fa teo hianao JESOA Malala nampahery sy nampitraka ahy
3-Fantatro fa Ianao ry TOMPO mahalala izay heverana ahy hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza ahavery very ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:30