RAHA MAFY NY ADIN-TSAINA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mafy ny xusoc adin-tsaina
Raha reraka ny aina
Tsy mba misy rxargtv azo tononkira.serasera.org antenaina
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ianao irery ihany no tokiko eto an-tany
Tsy mba misy tokinay
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ny alaheloko hisava
Ny adin-tsaiko koa mnnil ho rava
Fifaliana lalan-dava
Raha eo anilanao

Andriamanitra ô! Midina
Mba hitondra fifaliana
Tsy mba misy fahoriana
Raha eo anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146