NY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra cmzc ho an’Andriamanitra

1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray

2ème , 3ème voix: Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra tononkira.serasera.org
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray

Fa Tompo emrfwlof sy mpanjaka cujbqz mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana

Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321