NY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra 1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray
2ème , 3ème voix: Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray
Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana
Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 101
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:34