NY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra

1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho zbpboen anao ry Ray

2ème , iwebfwy 3ème voix: Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro umsqrvci atolotray ho anao ry Ray

Fa Tompo sy tononkira.serasera.org mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana

Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351