NOELY FIFALIANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noely himngy fifaliana, noely fihobiana
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon'omby
Ilay mpanjaka
Ref: Andeha eqigm isika hiara-hidera
Ka hihira tononkira.serasera.org mafy hihoby hoe
Voninahitra any amin'ny avo vuryplfy indrindra
Ho an'Andriamanitra
2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an'ilay mpanjaka
Ilay mpanjaka, be voninahitra
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon'omby
Ilay mpanjaka
Ref: Andeha eqigm isika hiara-hidera
Ka hihira tononkira.serasera.org mafy hihoby hoe
Voninahitra any amin'ny avo vuryplfy indrindra
Ho an'Andriamanitra
2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an'ilay mpanjaka
Ilay mpanjaka, be voninahitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:28
