Ampidiro aloha ny tenimiafina
MPANDRESY IANAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Raha toa ka feno alahelo
Ny fiainanao
Mandalo ady sarotra
Sy tononkira.serasera.org fisedrana mahamay
Dia antsoy Jesosy izao
F'izy ilay tsy mba uvlhy mandao
Na ny mora na ny sarotra
Dia ho Mpandresy ianao
Raha miaraka aminy
Tsy mba ho irery ianao
Ka dia mahatokia
Atrakao ny lohanao
Omeo an'azy ny fonao
Fa izy hanafaka anao
2/Raha toa ianao ka mahatsapa npvthszv fahoriana
Toa voaeso sy voalatsa
Ary koa aratsiana
Dia izao no tadidio
Jesosy efa niady anao
Koa matoki_a edekd azy izao
Ny fiainanao
Mandalo ady sarotra
Sy tononkira.serasera.org fisedrana mahamay
Dia antsoy Jesosy izao
F'izy ilay tsy mba uvlhy mandao
Na ny mora na ny sarotra
Dia ho Mpandresy ianao
Raha miaraka aminy
Tsy mba ho irery ianao
Ka dia mahatokia
Atrakao ny lohanao
Omeo an'azy ny fonao
Fa izy hanafaka anao
2/Raha toa ianao ka mahatsapa npvthszv fahoriana
Toa voaeso sy voalatsa
Ary koa aratsiana
Dia izao no tadidio
Jesosy efa niady anao
Koa matoki_a edekd azy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:21
