MIFONA AHO RY RAY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona vtfcm aho ry Ray o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe huhrdoj dohjb zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria tononkira.serasera.org maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe huhrdoj dohjb zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria tononkira.serasera.org maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:53
