HIDERA SY HANKALAZA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera sy hankalaza Anao zahay
Ry Tompo Andriamanitray
Fa noho ny fahasoavanao
No indro fa nahatoy izao
Ny fitahianao hatramin’izay
Ireo fahasoavana be dia be
Tamin’ny andro niainanay
Tamin’ny lalana izay naleha
Isaoranay ny anaranao (solo)
Isaoranay eh
Fa lehibe ny fitiavanao (solo)
Isaoranay eh eh bmzibgo
Dera sy mfcyhwd laza ary voninahitra (solo)
Ho Anao ry Ray eh
Ho Anao ry Tompo Andriamanitray
Ny fahasoavan’Andriamanitra
No mbola nahatoy izao ahy
Ka mbola velona soa finaritra
Ravo ny saina sy ny wjrxp fanahy
Jesosy Tompo efa nitantana
Niaro ny fiainantsika ety
Na sarotra aza izany tononkira.serasera.org lalana
Dia tody soa izany dia
Ry Tompo Andriamanitray
Fa noho ny fahasoavanao
No indro fa nahatoy izao
Ny fitahianao hatramin’izay
Ireo fahasoavana be dia be
Tamin’ny andro niainanay
Tamin’ny lalana izay naleha
Isaoranay ny anaranao (solo)
Isaoranay eh
Fa lehibe ny fitiavanao (solo)
Isaoranay eh eh bmzibgo
Dera sy mfcyhwd laza ary voninahitra (solo)
Ho Anao ry Ray eh
Ho Anao ry Tompo Andriamanitray
Ny fahasoavan’Andriamanitra
No mbola nahatoy izao ahy
Ka mbola velona soa finaritra
Ravo ny saina sy ny wjrxp fanahy
Jesosy Tompo efa nitantana
Niaro ny fiainantsika ety
Na sarotra aza izany tononkira.serasera.org lalana
Dia tody soa izany dia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 451
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:25
