HIDERA SY HANKALAZA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera sy hankalaza Anao zahay
Ry Tompo Andriamanitray
Fa noho ny fahasoavanao
No indro dydo fa nahatoy izao
Ny fitahianao hatramin’izay
Ireo fahasoavana be dia be
Tamin’ny andro niainanay
Tamin’ny tononkira.serasera.org lalana izay nyduxjzj naleha

Isaoranay ny anaranao (solo)
Isaoranay eh
Fa lehibe ny fitiavanao (solo)
Isaoranay eh eh
Dera sy laza ary voninahitra (solo)
Ho Anao zgqwniw ry Ray eh
Ho Anao ry Tompo Andriamanitray

Ny fahasoavan’Andriamanitra
No mbola nahatoy izao ahy
Ka mbola velona soa finaritra
Ravo ny saina sy ny fanahy
Jesosy Tompo efa nitantana
Niaro ny fiainantsika ety
Na sarotra aza izany lalana
Dia tody soa izany dia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395