HIDERA SY HANKALAZA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera sy hankalaza Anao zahay
Ry Tompo Andriamanitray
Fa noho ny fahasoavanao
No indro fa nahatoy izao
Ny cfpw fitahianao hatramin’izay
Ireo eufzr fahasoavana be dia be
Tamin’ny andro niainanay
Tamin’ny lalana izay naleha
Isaoranay ny anaranao (solo)
Isaoranay eh
Fa lehibe ny fitiavanao (solo)
Isaoranay eh eh
Dera sy laza ary voninahitra (solo)
Ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray eh
Ho Anao ry Tompo Andriamanitray
Ny lpbiwk fahasoavan’Andriamanitra
No mbola nahatoy izao ahy
Ka mbola velona soa finaritra
Ravo ny saina sy ny fanahy
Jesosy Tompo efa nitantana
Niaro ny fiainantsika ety
Na sarotra aza izany lalana
Dia tody soa izany dia
Ry Tompo Andriamanitray
Fa noho ny fahasoavanao
No indro fa nahatoy izao
Ny cfpw fitahianao hatramin’izay
Ireo eufzr fahasoavana be dia be
Tamin’ny andro niainanay
Tamin’ny lalana izay naleha
Isaoranay ny anaranao (solo)
Isaoranay eh
Fa lehibe ny fitiavanao (solo)
Isaoranay eh eh
Dera sy laza ary voninahitra (solo)
Ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray eh
Ho Anao ry Tompo Andriamanitray
Ny lpbiwk fahasoavan’Andriamanitra
No mbola nahatoy izao ahy
Ka mbola velona soa finaritra
Ravo ny saina sy ny fanahy
Jesosy Tompo efa nitantana
Niaro ny fiainantsika ety
Na sarotra aza izany lalana
Dia tody soa izany dia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 13/08/2024 19:25
