Fa ny mahery (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly, falifaly ny zcsors foko
Faly, mankalaza ny Tompo
Faly tena feno hafaliana
Faly fa nandray fitahiana
Fiverenana
Fa ny mahery efa nanao
Zavatra lehibe ibsv tamiko
Ary Masina ny Anarany,
Eny masina ny Anarany
2. Derao eny Ankalazao,
Derao 'Lay Jesoa Tomponao
Derao asandrato ny hoby
Derao, ô derao uaak 'lay Mpamonjy tononkira.serasera.org
Faly, mankalaza ny Tompo
Faly tena feno hafaliana
Faly fa nandray fitahiana
Fiverenana
Fa ny mahery efa nanao
Zavatra lehibe ibsv tamiko
Ary Masina ny Anarany,
Eny masina ny Anarany
2. Derao eny Ankalazao,
Derao 'Lay Jesoa Tomponao
Derao asandrato ny hoby
Derao, ô derao uaak 'lay Mpamonjy tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 334
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Salomi
Date : 23/05/2026 21:07
