EFA ANTOMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa antomotra ny andro farany
Ka mba mibebà
Efa miseo avokoa
Ny tononkira.serasera.org ady etsy sy eroa
Manerana gmkdrtkq ny tany
Tanteraka izay voalaza
Ny soratra masina

Ref:
Fa osyvnlfz ny tsara azo atao
Hiombombavaka izao
Eo ankaikinao jesosy ô
Tsy misy mampanahy

Taomy ireo namanao
Mba hivavaka
Fa aza avela ho variana
Fa izao fiainana izao
Maro fandrika
Ka mila vavaka
Jesosy irery drcy ihany
No tena fiainana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409